|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ahi-maitso |
| Singan-teny | 2ahitra, 3maitso |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ahitra maitso milenodenoka (ny ahitra dia mipoitra isan-taona, ka amin' izay izy maitso aoka izany, na raviny na tahony, fa mandazo kosa rehefa afaka herintaona).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ahimaitso]
6Green grass.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7herbe verte, fourrage vert.
[1.3] 8verdure, gazon, pelouse. [1.13] |
| Ohatra |
9 nosin-tany kely miampofo fasika toa vovo-bolafotsy, hodidinin' ny ahi-maitso.
[2.5]
|
| Voambolana | 10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Fivaditsoratra | 11 ahi-maitso, 12 hamaitsoy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|