|
|
|
|

Teny iditra1 ahevaheva
Fototeny  2hevaheva
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tsy mitehi-tany fa mihantona eny amin' ny habakabaka. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5à suspendre, à élever au-dessus. [1.3#241]
Ohatra  6 Dia hodiovinao toy izany izy ka haterinao ho fanatitra ahevaheva; [2.996#04.008.015]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12