|
|
|
|
Teny iditra
1
ahanaka
Fototeny
2
ha
naka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Aparitaka, aely:
Aza ahanaka eran' ny trano ny rano
.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahanaka
, ahanako, ahanakao, ahanany, ahanatsika, ahanakay, ahanakareo, ahanak',
ahana-
6
Ny lasa :
nahanaka, nahanako, nahanakao, nahanany, nahanatsika, nahanakay, nahanakareo, nahanak', nahana-
7
Ny hoavy :
hahanaka, hahanako, hahanakao, hahanany, hahanatsika, hahanakay, hahanakareo, hahanak',
hahana-
8
Filaza mandidy :
ahanaho
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12