|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 agy
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3méchant, inabordable, renommé par ses charmes, sorcelleries. [1.3]

Teny iditra (2/4)4 agy
Sokajin-teny  5 anarana
Fanazavàna teny malagasy  6Anaran-javamaniry malailay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7a shrub with stinging hairs.
8the name of a climbing plant found among the Sakalava having a pod covered with painfully stinging hairs, which plant is probably a mucuna.
9Same as tangilotra.
10Also ipomoea wightu, Choisy.. [Betsileo, Sakalava] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11espèce d'ortie. [1.3]
12ortie. [1.66]
13Nom générique des plantes urticantes (voir agilahy).
14Mucuna axillaris Baker (Fabaceae) et Mucuna horrida Baillon (Fabaceae).
15On orthographie aussi hagy. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  16 Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  17Fikambanana 3 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)18 agy
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny anglisy  20an insect found on the tapia tree. [1.2]
Voambolana  21 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Teny iditra (4/4)22 Agy
Sokajin-teny  23 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  24Haggi. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  25Haggi. [2.996]
Voambolana  26 Soratra Masina
Tsipelina hafa  27hagy, hagy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  28Toko sy andininy momba Agy

Fivaditsoratra  29 Agy, agy, 30 Gia, gia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05