|
|
|
|

Teny iditra1 agoana
Fototeny  2goana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Vohaina mafy miriadriatra: Nagoanany ny varavarana fa tezitra avy tany amin' ny nalehany tany izy. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 agaona, 10 agoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12