|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afovoana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Ohatra |
3 Eo afovoan' ny miaramila izy
[2.270#7]
4 ho eo afovoanao ny fahavetavetanao [2.996#33.7.9] 5 eo afovoan-trano kosa ny riandriana lehibe [2.445#37] 6 Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442#112] 7 ny andry atsimo miankina amy ny andry afovoana, ny andry avaratra iniankina amy ny andry afovoana [2.48#30] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 afovoana, 10 voafoana, 11 voaofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|