|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 aforano |
| Singan-teny | 2afo, 3rano |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Tenan-javatra fantatra koa amin' ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6The sulphuric acid formerly used in match bottles.
7Phosphoric acid.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8Acide phosphorique.
[1.3#7] 9acide sulfurique.. [Tankarana] [1.19] |
| Voambolana | 10 Simia |
| Teny iditra (2/2) | 11 aforano |
| Singan-teny | 12afo, 13rano |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
15(cette plante est brûlante ; vésicante, mais pousse dans les lieux très humides ; d'où le nom "feu de l'eau").
16Ranunculus pinnatus Poiret (Ranunculaceae) Nom actuel Ranunculus multifidus Forssk. 17(Ranunculaceae). [Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 18 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 19 aforano, 20 orofana, 21 ranoafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|