|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afompotra |
| Fototeny | 2fompotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Lanina atao majifa tsy misy miangana: Nafompony ny lova navelandrainy sy reniny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be expended, to be made to come to an end, to be exhausted..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6à rafler, qu'on dépense d'un coup: Nafompotr' ilay adala ny hareny (Cet imbécile a dépensé rapidement sa fortune).
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 fongotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|