|
|
|
|

Teny iditra1 afo-mololo
Singan-teny  2afo, 3mololo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo. [1.1]
Ohatra  6 Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895#]
Voambolana  7 Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12