|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afo-mololo |
| Singan-teny | 2afo, 3mololo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo.
[2.895#]
|
| Voambolana | 7 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|