|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 afero
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Paosy kely lavalava eo ambanin' ny aty kely foana (amin' ny ila havanana), izay iangonana rano maitsomaitso mangidy antsoina rahateo hoe ranonafero, izay miforona ao amin' ny aty ka midina ao amin' ny vava tsinay rehefa miditra ao ny sakafo.
4Ilay rano maitsomaitso mangidy mihitsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the bile, the gall, the gall-bladder. [1.2]
6bile. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Bile, fiel, la vésicule qui le contient. [1.3]
8bile, fiel. [1.8]
Ohatra  9 Aza atohokao anay 'ty afero tsy mitampoka! [2.1022#]
Voambolana  10 Haiaina
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 11 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)13 afero
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Zavatra mangidy dia mangidy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16bitterness, costly.
17[mal ampada(?).]. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18amertume, aigreur. [1.3]
19amertume. [1.8]
Voambolana  20 Ontam-po
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 3 amin' io teny io
Lahatsoratra  22Randzavola: afero ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/4)23 afero
Fototeny  24fetra
Sokajin-teny  25 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana afetra [Fitanisana]

Teny iditra (4/4)26 afero
Fototeny  27afitra
Sokajin-teny  28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aferina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  29 afero, 30 efaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02