|
|
|
|

Teny iditra1 afakomaly
Singan-teny  2afaka, 3omaly
Sokajin-teny  4 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5Teny enti-milaza ny andro talohan' ny omaly, izany hoe indroa andro alohan' ny andro itenenana: Raha alatsinainy anio, asabotsy afakomaly. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the day before yesterday. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7avant-hier. [1.8]
Ohatra  8 afakomaly izy no tsy teto [2.131]
9 Vao afakomaly io no nofenoiko, hoy Ineny, fa angamba mitete. [2.332#]
Voambolana  10 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11