|
|
|
|

Teny iditra1 afaditra
Fototeny  2faditra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ampiasaina hatao faditra, hanalana ny ratsy ataon' ny sasany: Ahitra ihany aza taloha dia ampy nafaditra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of anything offered to avert evil.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6avec quoi on exorcise, on retire le mal. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12