|
|
|
|

Teny iditra1  hafaditra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] omby vonoina hisolo ny marary tsy ho faty na atao alafady amin'ny fandevenana [1.78]
Voambolana  4  Finoana

Fivaditsoratra  5 fatra-dahy, hafaditra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04