|
|
|
|

Teny iditra1 afa-pana
Singan-teny  2afaka, 3fana
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5efa tsy mifana intsony, izany hoe tsy mijanona eo am-pandriana intsony rahefa avy teraka. [2.313]
Ohatra  6 Rehefa afa-pana i Sahondra, dia nidina hitsidika an-drainy tany Andovosira [1.280]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12