|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 afa-jaza |
| Singan-teny | 2afaka, 3zaza |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5niteraka zaza izay mbola tsy ampy andro ka maty (raha latsaka ny enimbolana an-kibo ilay zaza, dia atao hoe vaky manta no filaza an-dreniny afa-jaza).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6Used of abortion or miscarriage..
[1.2] 7having a miscarriage. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8ayant avorté.
[1.8] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|