|
|
|
|

Teny iditra1 afa-bary
Singan-teny  2afaka, 3vary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny fotoana aorian' ny fanaovam-bary, ny fijiniana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6[vary, rice.] The end of the harvest, when the ground is cleared of the rice crop.. [1.2]
Voambolana  7 Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12