|
|
|
|

Teny iditra1 aetry
Fototeny  2etry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tonga mietry, midina ambany, miletsy: Naetrin' ny horohoron-tany ny tanàna tao Ananona.
5Aidina ambany: Izay manambony tena dia haetry, fa izay manetry tena dia hasandratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be reduced in rank, to be humbled. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on abaisse, qu'on humilie: Haetriko ny ampiantany, fa manakona (Je vais abaisser le mur, parce qu'il cache la vue). [1.3]
8qu'on abaisse en rang, qu'on dégrade, qu'on humilie. [1.8]
Ohatra  9 ary izay mandeha amin'ny fiavonavonana dia hainy aetry. [2.996]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 aetry, 16 arety, 17 atery

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02