|
|
|
|

Teny iditra1 ady heloka
Singan-teny  2ady, 3heloka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ilazana ny antokom-pitsarana mitsara momba ny heloka (ny mifanohitra aminy dia ny ady madio). [1.1]
Tsipelina hafa  6adiheloka

Fivaditsoratra  7 adiheloka, 8 ady heloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11