|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 adonaka |
| Fototeny | 2donaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-mandonaka, manempotra amin' ny setroka: Afom-bozaka roa entana no nadonany anay tao anefitra ka sempotra daholo izahay rehetra.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 adonaka, 10 andakao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|