|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 adona
Fototeny  2dona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana.
5Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 Adona
Sokajin-teny  11 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  12Addan, Addon. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  13Addân, Addôn. [2.996]
Ohatra  14 Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996]
Voambolana  15 Soratra Masina
Tsipelina hafa  16adana, adana
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  17Toko sy andininy momba Adona
Lahatsoratra  18Randzavola: Adona ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  19 adano, 20 Adona, adona, 21 andao, 22 doana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03