|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 adola
Fototeny  2dola
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Ohatra  4 adolany kely ny lohany, ajadony ny tongony no sady akopany ny lambany. [2.499#42]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 adola
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11sopanga ( valala ). [Tanosy] [1.78]
Voambolana  12 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  13kedola

Fivaditsoratra  14 adalo, 15 adola, 16 dalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12