|
|
|
|

Teny iditra1 adirima
Singan-teny  2ady, 3rima
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5fitoviam-peo isaky ny faran'andalana eo amin'ny tononkalo. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6rime. [1.13]
Ohatra  7 Jasmina Ratsimiseta, mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra. [2.313#]
Voambolana  8 Haiteny 9 Tononkalo

Fivaditsoratra  10 adirima, 11 ady mira, 12 midaria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12