|
|
|
|

Teny iditra1 adia
Fototeny  2dia
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Andrefesana: Intỳ ny hazo hadianao ny sakan' ny trano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Ce qui sert à mesurer par pieds: Inty ny hazo adianao ny tsihy (Voici le bois qui vous servira de pied pour mesurer la natte).
6Les pieds avec lesquels on marche, on parcourt. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  11an-tany hadiako an-danitra toharako

Fivaditsoratra  12 aday, 13 adia, 14 iada

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08