|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 adanadana
Fototeny  2danadana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao midanadana, mivoha mibanabana: Adanadanao ny varavarana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5used of a door, box, cupboard, etc., opened wide. [1.2]
6to be opened wide. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7A ouvrir, qu'on ouvre. [1.3#95]
8qu'on ouvre en grand. [1.8]
Ohatra  9 Hany hery, nadanadanako ny varavarana, ary ny hazavana niditra kely avy any alatrano no mba nahitako ratsy ny tao an-trano. [2.4]
10 Tsy namaly ilay mamba goavambe fa ny vavany no nadanadanay , saingy hadinony ny nanakombona azy nony avy nanoaka izy. [2.5]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)15 adanadana
Fototeny  16adana
Sokajin-teny  17 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18[duplicatif diminutif]. [1.3#2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Fivaditsoratra  21 adanadana, 22 añadañada

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19