|
|
|
|

Teny iditra1 Abednego
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  3Abednego. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  4Abed-Nego. [2.996]
Ohatra  5 Nefa abednego, mbamin' i Sadraka sy Mesaka sakaizany, dia tsy mba nety nivavaka tamin' ny sariolona volamena natsangan' i Nebokadnezara teo amin' ny tany lemaka Dora, koa dia natsipy tao anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra izy telo lahy. [1.38]
Voambolana  6 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7Toko sy andininy momba Abednego

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12