|
|
|
|

Teny iditra1 abatoraka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazam-bary. [2.558]
Ohatra  4 Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka [2.558]
Voambolana  5 Haizavamaniry: ahitra 6 Toe-karena: fambolena
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 abatoraka, 9 akorataba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02