|
|
|
|

Teny iditra1 abaribary
Fototeny  2baribary
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Sokafana tsara.
5Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin' ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be made clear or bright. [1.2]
7to be made public, to be made known. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on écarquille. [1.3, 1.8]
9à écarquiller. [1.3]
10qu'on expose à la vue; être rendu public; qu'on révèle. [1.8]
Ohatra  11 Ny masony fotsiny no nabaribariny toa mba olona nianatra sy mahay mamaky teny ery [2.470]
12 Bikàna izy, fa ny fihetsiny tsy rototra sy ny habaribarin' ny masony feno fihantsiana hafahafa no efa nanintona tovovavy maro indrindra. [2.5]
13 Tsy maintsy lazaina mazava ho fanta-bahoaka ny iraka ampanaovina azy ireo ary tsy maintsy abaribary hoe ohatrinona marina ny sazy naloa sy ny lalana nomban' ny entana nogiazana. [4.27]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
17 Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12