|
|
|
|

Teny iditra1 zavakanto
Singan-teny  2zavatra, 3kanto
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [zava-kanto] 6works of art. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [zava-kanto] 7objet d'art. [1.8]
8art. [1.5.fr#165]
9arts. [1.13.fr#233]
Ohatra  10 noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra. [2.528]
11 Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606]
Sary 

Fivaditsoratra  12 vatankazo, 13 zavakanto

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12