|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zanakalondrano
Singan-teny  2zanaka, 3kalo, 4rano
Sokajin-teny  5 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  6imbécile, niais. [1.3]
Ohatra  7 Nanan-janaka vavitokana, tsy ary ambony, tsy ary ambany, izy, nefa tsy hendrihendry loatra razazavavy, fa zanakalondrano, ka ondranondranana. [2.69#161]

Teny iditra (2/2)8 Zanakalondrano
Singan-teny  9zanaka, 10kalo, 11rano
Sokajin-teny  12 anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay  13nom d'une caste peu civilisée. [1.3]
Voambolana  14 Tantara: firenena
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 Zanakalondrano, zanakalondrano

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02