|
|
|
|

Teny iditra1 Zafisoro
Sokajin-teny  2 anaram-poko
Ohatra  3 hoy Fatakamana, Zafisoro kely mangamanga, zatra nisaraka tamin' ireo ray aman-dreniny. [2.499#]
4 Eo anelanelan' ny renirano Andranamby ao avaratra, Mananivo ao atsimo, no misy ny Antefasy, miaraka sy mifanila amin' ny Zafisoro sy foko hafa havany atao hoe "Ny Folotoko" sy "Ny Foko Roambinifolo" [2.508#177]
Voambolana  5 Tantara: firenena
Tsipelina hafa  6zafizoro, zafizoro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02