|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vorondolo
Singan-teny  2vorona, 3lolo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vorona anisan' ny antsoina hoe tsy sahy andro; be maso, be vola, misy sangany kely ny vorondolo; noho izy mpivoaka amin' ny alina, dia malaza ho voron' ny mpamosavy izy; tsara ho fantatra anefa fa anisan' ny vorona mahasoa izy noho ny fihazany ny voalavo, totozy sy ny namany (iray fianakaviana amin' ny vorondolo ny tararaka sy ny matoriandro). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an owl. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7hibou. [1.54, 2.415, 1.8]
Ohatra  8 vorondolo nitera-boromanga izy, hoy Bina. [2.499#]
9 Asa, hisy hanongotra ny tolàna sy ny varavarana ka ny vorondolo sy ny hitsikitsika no honina ao aminy. [2.470]
Voambolana  10 Haibiby: vorona
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12Randzavola: vorondolo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)13 vorondolo
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15se disait des gens qui sortent la nuit ; des paresseux qui vont voler, la nuit. [2.415]

Teny iditra (3/3)16 Vorondolo
Singan-teny  17vorona
Sokajin-teny  18 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  19 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  20 vorondolo, Vorondolo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03