|
|
|
|

Teny iditra1 vodivodiana
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [vodivodiaña] 3manahinahy. [Bezanozano] [1.78]
4Mahimahina, feno ahiahy ambony ihany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5uneasy, suspicious. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6inquiet, soupçonneux. [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02