|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana misy ny teny hoe : vodivodiana

Ohabolana 1Vodivodiana ahitra an-tavin' olona. [1.147 #V82]

Ohabolana 2Vodivodian-tsy manaraka : an-drano mandany ny azo. [1.147 #V81]

Fizahan-teny