|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vahindanitra |
| Singan-teny | 2vahiny, 3lanitra |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Antokon-kintana tsy hita isa mifanakaiky ka toa mitankosina fotsy ary manaraka faritra lehibe lavalava ka mova tsy toy ny vahy mandadina eo afovoan' ny habakabaka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[vahin-danitra]
6la voie lactée.
[1.3] |
| Voambolana | 7 Haikintana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|