|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 trema |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ngeza, lehibe, indrindra eo amin' ny harena.
[1.1] |
| Ohatra |
4 Ny antitra trema, ny sidin-jatovo Niseho avokoa, Kanefa ny vola sy ny endrika kanto Tsy nanana hery;
[1.245#]
5 Betsaka ireo tanora no nanarabiraby azy ho adala, satria tsy mba manao tahaka ny zanaky ny trema rehetra izy. [2.285#] |
| Kamban-teny rehetra | 6tremalahy |
| Teny iditra (2/3) | 7 tréma
![]() |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9tendro roa.
[1.66.mg#936, 1.5] 10tendro kambana. [1.13] |
| Isam-pirenena |
[3.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
11 Mari-tsoratra |
| Teny iditra (3/3) | 12 Trema
![]() |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Voambolana | 14 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa |
| Anaram-javamaniry ara-paritra |
|
| Fivaditsoratra | 28 Retmà, 29 trema |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|