|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andrarezina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Hazo zokiny indrindra ao an' ala.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4name of a shrub or small tree.
5Trema grisea, Baker. 6The Sponia affinis, Planch, allied to this, is known in Mauritius as Andaraise. 7Same as tsilaibaratra. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8arbuste.
9Celtis madagascariensis. [1.3] 10(complication orthographique inutile andrareza) Trema orientalis (L.) Blume et Trema humbertii J.-F. 11Leroy (Cannabaceae). 12La poudre des feuilles sèches est vendue sur les marchés, on s'en frotte les gencives pour réduire les algies dentaires. 13La décoction des écorces est administrée contre les diarrhées profuses, les vomissements.. [Merina, Betsileo, Bezanozano] [1.196] |
| Ohatra |
14 Ny hazo tsikihy ihany no karakaty hazo malefaka koa ny andrarezina [2.131] 15 ary tsakoina madinika ny ravin' andrarezina dia sitrana izy. [2.48] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 17tsilaibaratra |
| Kamban-teny rehetra | 18lavo ny andrarezina |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|