|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tanin' andro |
| Singan-teny | 2tanina, 3andro |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
[taninandro]
5hainandro.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6action de se chauffer au soleil.
[1.3] |
| Ohatra |
7 Boroboaka an' elo, ary afontsy an-taninandro;
[2.69#219]
8 Tsapako avy hatrany fa hamonjy taninandro etsy ambody goavy maina fara taza-masoandro mba hitafy ankilahila ito nofo izay miketrona feno sarisarim-piainana! [1.268#] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 10 tanin' andro |
| Singan-teny | 11tanina, 12andro |
| Sokajin-teny | 13 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
14argent qu'on donne aux juges qui instruisent un procès, ainsi qu'aux témoins (l'affaire se traitait en plein air, à la chaleur du soleil).
[1.3] 15C' est le prix de la chaleur du soleil. 16On appelait ainsi l'argent donné aux juges et aux témoins, parce que les affaires se traitaient en plein air, à la chaleur du soleil : Radama I avait fait tomber les murs du palais de justice parce qu' un jour les juges ne l'ayant pas vu ou ayant feint de ne pas le voir, ne s'étaient pas levés à son passage. [2.415#3369] |
| Teny iditra (3/3) | 17 taninandro |
| Singan-teny | 18tanina, 19andro |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21(Merina) (de tanina : action d'exposer à la chaleur ; et andro : le soleil).
22Emilia graminea DC. 23(Asteraceae). 24Voir tanikandro.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 25 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 26 tandronina, 27 tanin' andro, taninandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|