|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Talaotra |
| Fototeny | 2alaotra |
| Singan-teny | 3t~, 4alaotra |
| Sokajin-teny | 5 anaram-poko |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Ny Arabo.
[1.1#913] [antalaOtra] [1.13] 7mpiavy arabo niorimponenana tany amin'ny faritra avaratra andrefana sy atsimo atsinanan'i Madagasikara. [Antalaotra] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8the Arabs; lit.
9the people from beyond the sea.. [1.2] 10The Antalaotra were an Islamized group of Arab antecedents living on the west coast of Madagascar. 11They provided ritual specialists to several ruling groups, but were mainly active in trade and flourished with the development of the Swahili trading network that involved east Africa, Zanzibar, and the Comoros Islands in the eighteenth and nineteenth centuries. 12In the early eighteenth century their trading posts on the west coast were conquered by the Sakalava, with whose ruling dynasties they later intermarried. 13Their position was strengthened by the conversion of several of these dynasties to Islam in the nineteenth century. 14The Merina conquest of Mahajanga, however, disturbed their political position and economic activities; the end of the slave trade that came with the French conquest in 1895 led to their disappearance as an economically distinct group.. [2.552#33] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15les Arabes, en particulier ceux de Mojangà.
[1.3#656] 16Les Arabes, en particulier ceux de Mojangà. [1.3#656] [antalaOtra] [1.13] 17premiers immigrants arabes. [Antalaotra] |
| Ohatra |
18 Ary ny anaran'ny Karana sy ny talaotra i Boana Soloho
[2.366#]
19 nankato ny vahoaka, nandroso ny varotra nataon' ny talaotra [2.113#19] |
| Voambolana | 20 Tantara: firenena |
| Tsipelina hafa | 21antalaotra, antalaotra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|