|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 sitry
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3karazan'androngo. [Tanosy] [1.78]
4Androngo lehibe mitovitovy bika amin' ny voay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5gros lézard. [1.54]
Voambolana  6 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)8 sitry
Sokajin-teny  9 anarana
Fanazavàna teny malagasy  10Haratsian-tarehy mahatsiravina sy mampatahotra. [1.1]

Teny iditra (3/4)11 sitry
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13andevo. [Bara] [1.78]

Teny iditra (4/4)14 Sitry
Sokajin-teny  15 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  16Zithri. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17Sitri. [2.996]
Voambolana  18 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19Toko sy andininy momba Sitry

Fivaditsoratra  20 ritsy, 21 sitry, Sitry, 22 tsiry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05