|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 sela
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fitsinjarana bitika indrindra amin' ny manana aina; mizara telo ny sala iray: ny vihy (zavatra kiboribory eo afovoany), ny sesitsela, manodidina azy, ary ny fonontsela izay mamaritra ny sala tsirairay avy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4cellule. [1.13]
Ohatra  5 ny sela dia atokana hatao sela vaovao. [1.357#]
Voambolana  6 Haiaina
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 18 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8 Sela
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  10Salah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  11Shélah. [2.996]
Ohatra  12 fa maty tanora ny roa, ary sela ilay fahatelo tsy nanana anarana hotantaraina. [1.38]
Voambolana  13 Soratra Masina
Tovy hevitra  14sale, sale, sale
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  15Toko sy andininy momba Sela
Lahatsoratra  16Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Sela

Fivaditsoratra  17 Lesà, 18 sale, 19 Sela, sela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05