|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarobidy |
| Singan-teny | 2sarotra, 3vidy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5zava-dafo sy be vidy, lafo tsy ahitana betsaka, ambony vidy, tsy fahita matetika: Metaly sarobidy ny volamena.
6Lehibe, mamy indrindra: Sarobidy amiko ny fifankatiavantsika. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[saro-bidy]
7cher, précieux.
[1.3] |
| Ohatra |
8 sarobidy loatra izany, ka amin' izay nahazo ny tahon' afokasoka iray dia novakiana roa tamin' ny paingotra dantelina mba hisy indroa mandrehitra.
[2.472]
|
| Tsipelina hafa | 9saro-bidy |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|