|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 samia |
| Fototeny | 2samy |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny mpisolo anarana samy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4let everyone ....
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5que chacun ....
[1.8] |
| Ohatra |
6 Koa samia mazoto;
[2.59#]
7 samia mamonjy lahasa! [2.643#] 8 samia mijery (Que chacun regarde) [1.3] |
| Teny iditra (2/2) | 9 Samià |
| Sokajin-teny | 10 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11Shemaiah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Shemaya.
[2.996] |
| Voambolana | 13 Soratra Masina |
| Tovy hevitra | 14semaia, semaia, semaia |
| Lahatsoratra | 15Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Samià |
| Fivaditsoratra | 16 asima, 17 maisa, 18 masay, 19 miasà, miasa, 20 Samià, samia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|