|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 Sahabe
Singan-teny  2saha, 3be
Sokajin-teny  4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  5 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (2/2)6 Sahabe
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8rivière de la région sud de la sous-préfecture d'Ambatondrazaka ...
9Elle reçoit sur sa rive droite, l'Ilakana et la Sasomanangana; sur la rive gauche, la Bemarenina grossie de la Sahamena. [1.11]
Ohatra  10 Ampidirina velona anaty gony ny olona, zairina ao, dia atsipy amin' ny renirano sahabe. [2.472]
11 Roso, kely halalina maharitra, / Raha itsakana tsy tafakatra hafe, / Loharano ety maso, kely faritra, / No manome ny renirano Sahabe. [2.576]
Voambolana  12 Haitoetany: renirano, farihy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07