|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resena |
| Fototeny | 2resy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Iadiana, tsindriana, toherina, atao resy: Reseo ny hakamoana ~ Tokony horesena ny hatezerana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be defeated, to be conquered.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on bat, qu'on conquérit.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Miketriketrika ny ranom-pary resena ireo vilany tany lehibe misarona halan-jozoro.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 resena, 14 serena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|