|
|
|
|

Teny iditra1 Ravenala    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Ravenala madagascariensis  4akondrohazo, 5antandro, 6antrandra, 7bakabia, 8bemavo, 9fitroka, 10fontsimavo, 11fontsy, 12hazobaka, 13hodokembo, 14honkodambo, 15honkona, 16kasaka, 17lamaka, 18lovia-ravimpotsy, 19mahabevola, 20mahabevolana, 21mandravalana, 22ontsy, 23rapaka, 24ravimpotsy, 25ravina, 26ravinala, 27voadora

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/16