|
|
|
|

Teny iditra1 rano maria
Singan-teny  2rano, 3maria
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana.
6Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy. [1.1]
[ranomaria] 7rano mafy. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8Water flowing swiftly. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [ranomaria] 9rapide. [1.13]
Ohatra  10 Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Tovy hevitra  11rano mandeha

Fivaditsoratra  12 Mariarano, 13 rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12