|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 ranomainty
Singan-teny  2rano, 3mainty
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6Ink, black ink, blacking.. [1.2]
7ink. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8encre. [1.8]
Ohatra  9 Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [2.324]

Teny iditra (2/2)10 Ranomainty
Singan-teny  11rano, 12mainty
Sokajin-teny  13 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  14 Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [2.48]
Voambolana  15 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  16 imontirana, 17 Maintirano, 18 miotrinana, 19 ranomainty, Ranomainty

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05