|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 rabony
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3(de abony : fourberie, tromperie ; ce petit arbre a de jolies fleurs, mais passe pour dangereux).
4Vitex sp. (Lamiaceae).. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  5 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)6 Rabôny
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8Rabboni. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  9Rabbouni. [2.996]
Voambolana  10 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11Toko sy andininy momba Rabôny

Fivaditsoratra  12 Rabôny, rabony

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03