|
|
|
|

Teny iditra1 Pauridiantha    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Pauridiantha lyallii  4bilahy, 5dontory, 6fanala, 7fatray, 8hazomafaitra, 9ramandady, 10sindrova, 11viditory, 12vongotany, 13vongotavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30